Entrée alemanina
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao
¶ Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina [Rajemisa 1985]
   German [Rajemisa 1985]
   allemand, allemande [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: allemand.
Analogie   Alemaina

Mis à jour le 2012/12/26