Entrée alkaola
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy [Rajemisa 1985]
Origine   Français: alcool.

Mis à jour le 2014/08/06