Entrée aloa (loa)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
¶ Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be vomited; to be paid [Hallanger 1973]
Définition française qu'on vomit; qu'on paie [Hallanger 1974]
Morphologie 
aloa
aloako
aloanao
aloany
aloantsika
aloanay
aloanareo
aloan'
aloan-
aloam-
naloa
naloako
naloanao
naloany
naloantsika
naloanay
naloanareo
naloan'
naloan-
naloam-
haloa
haloako
haloanao
haloany
haloantsika
haloanay
haloanareo
haloan'
haloan-
haloam-
aloavy

Entrée aloa
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo] moka [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 
Synonymes aloe

2010/05/14