| Entrée (1/2) | 1 alonina |
| Radical | 2 alona |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be envied [1.2, 1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on jalouse [1.8] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 11 aloñina |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en malgache |
13 fialan-tsasatra [Betsimisaraka]
[1.78] |
| Anagrammes | 14 alanony, 15 aloñina, alonina, 16 analino, 17 anolany, 18 ilonana, 19 laonina |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|