Entrée amalona
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [1.1]
Explications en anglais An eel. [Mal. malany(?).] [1.2]
 An eel [1.7]
Explications en français Anguille [1.3, 1.8]
Exemples olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [2.48]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/06