Entrée amany
Partie du discours   nom
Définition malgache   Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany
¶ fivalanan-drano, siritra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   urine [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Traduction française   urine [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Morphologie  
amany
amaniko
amaninao
amaniny
amanintsika
amaninay
amaninareo
amanin'
amanin-
amanim-
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2011/10/25