Entrée ambakiloha
Partie du discours   nom
Définition malgache   Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [David 1952 (takila A)]
Citations  

2017/03/10