| Entrée | 1 Ambalanirana |
| Partie du discours | 2 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Exemples |
3 Teo Ambalanirana Andrianjaka no nipetraka fony mbola tsy nanjaka, vao nifindra teny Ambohimanga.
[2.508]
4 Andrianjaka zanany tamin-dRatsitohinimanjaka, nipetraka teo Ambalanirana sy teo Ambohimanga, dia teny Andringitra ary farany dia teo Antananarivo. [2.508] |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|