|
|
|
|

Entrée1  ambana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
4  Verbes passifs :
5  Verbes relatifs :
6  Noms :
7  Adjectifs :
Explications en malgache  8  [1.1] Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika
Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany
Explications en anglais  9  [1.2] menacing gestures with the hand or arm.
Explications en français  10  [1.3#26] Menace en gestes ; ce qu’on appréhende: Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana (Le malheur qu’on appréhende parait intolérable, mais on le supporte facilement quand il est arrivé)
Exemples  11  [2.4#50] Ny ambana ihany no mafy.

Anagrammes  12  ambana, manaba

Mis à jour le 2025/07/29