Entrée Ambaniala (ambany, ala)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Exemples   N° 593 Tonga teto aminay ny fiangonana eny Ambaniala nitondra taratasy vita mpirinty homena anay mivady. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 333]
Nametrahan'Andrianampoinimerina olona daholo teny an-keniheny eny avaratr'Anosizato sy teny Ambaniala, teny amin'ny Tsimilefa rehetra teny. [Randriamamonjy: Tantara, page 383]

Mis à jour le 2015/08/17