Entrée ambany andrefana (ambany, andrefana)
Partie du discours expression
Analogues  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany atsinanana
Exemples 
1Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana [Rabary: Daty]
2Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby [Noiret: Ibonia]
3Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry [MaTV]

Entrée Ambany Andrefana (ambany, andrefana)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs [Madagascar Tribune , 2018/06/08]

2018/12/27