Entrée ambany atsinanana (ambany, atsinanana)
Partie du discours expression
Analogues  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany andrefana
Exemples 
1Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy. [Rapatsalahy: Kintana]

Entrée Ambany Atsinanana (ambany, atsinanana)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Exemples Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina []

2018/12/27