Entrée ambaraka
Partie du discours préposition [liste]
Définition malgache Hatramin' ny, mandraka; (Ny mpampiankina ambaraka sy mandraka dia toy izao no fampiasa azy: anarana avy amin' ny matoanteny manomboka amin' ny f mandrakariva no atao eo aorianany izay manaraka ny lalàmpikambanan-teny: Ambarapahafaty (ambaraka fahafaty) fa tsy ambara-pahafatesana; ambara-piveriko (am-baraka fiveriko) fa tsy ambara-piverenako [Rajemisa 1985]
Définition anglaise until, till. This word is much used with the verbal nouns in f, the weak syllable -ka dropping out, and the f changing to p, as ambarapandehako, from ambaraka and fandeha. Ambaratonga, a ladder, is also derived from the same. [Richardson 1885]
Mots composés, titres, noms 

2009/11/07