Entrée ambaraka ny (ambaraka, ny)
Partie du discours locution
Explications en malgache Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31