| Entrée | 1 ambasadaoro |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana Masoivoho, andrianjahonoany [1.1] |
| Explications en anglais |
4 an ambassador [1.7] |
| Explications en français |
5 ambassadeur [1.8] |
| Article | 6 Randzavola: ambasadaoro ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|