Entrée am-bava tsy ratsy (any, vava, tsy, ratsy)
Partie du discours   expression
Définition malgache   enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [Rajemisa 1985]
Synonymes   vava tsy ratsy

Mis à jour le 2011/01/12