| Entrée | 1 ambim-bava |
| Mots élémentaires | 2 amby, 3 vava |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry:
6 Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao [1.1] 7 vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna [1.13] |
| Explications en anglais |
8 a surplus of food or other things
[1.7] |
| Explications en français |
9 le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc.
[1.3] 10 excédent de nourriture et d'autres choses [1.8] 11 surplus [1.13] |
| Exemples |
12 Noho izany dia hisy ambimbava mitentina.
[1.384#]
13 Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#] |
| Vocabulaire | 14 Economie: finances, gestion |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|