Entrée |
ambin > ambina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1]
|
Explications en anglais | Watch, guard, patrol. See andry
[1.2]
|
| A watch, a guard [1.7]
|
Explications en français | Action de garder, de surveiller [1.8]
|
Exemples | Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
[2.508]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
ambin > ambina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zara tsara, vintana tsara [1.1]
|
Explications en anglais | Used in the following: ambinina,
manambina
[1.2]
|
Dérivés |
|
Entrée |
ambin > amby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Amin'ny, sy [1.78]
|
| Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
|
Explications en anglais | Excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
|
| Excess, surplus [1.7]
|
Explications en français | Excédent, surplus [1.8]
|
Explications en malgache | Elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
|
Explications en français | Solde, reste [1.13]
|
Morphologie |
Simple : |
amby,
ambiny,
ambin',
ambin-,
ambim- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
ambin > amby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
|
Explications en français | Chiffres des unités [1.13]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
ambin > amby
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Vehivavy ratsy fitondran-tena [1.78]