|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  amboara
Radical  2 voara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana
5 anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra
6 fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo [1.1]
Explications en anglais  7 a sheaf [1.2]
8 a sheaf of grain; a bouquet of flowers [1.7]
Explications en français  9 gerbe [1.3, 1.8]
10 bouquet de fleurs [1.8]
Combinaisons  11  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/2) 12  Amboara
Partie du discours  13  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 ambaora, 16 ambarao, amboara, Amboara

Mis à jour le 2026/03/07