Entrée Ambohibeloma (vohitra, velona)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie vohitra, velona

Entrée Ambohibeloma (vohitra, velona)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [Ravelojaona 1937]
Vocabulaire 
Toponymie vohitra, velona

Entrée Ambohibeloma (vohitra, velona)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Définition malgache Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [Ravelojaona 1937]
Vocabulaire 
Toponymie vohitra, velona

2018/12/25