| Explications en malgache |
3 Fitambaran' ny firenena monina any amin' ny tanin' i Amerika, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eran' izao tontolo izao ary mizara telo:
4
5 - ny Amerikanina avaratra itambaran' ny firenena roa:
6 Etazonia sy
7 Kanadà;
8 - ny Amerikanina afovoany, itambaran' ny firenena fito:
9 Meksika,
10 Kiobà,
11 Goatemalà,
12 Nikaragoà,
13 Jamaika,
14 Haiti ary
15 Portoriko;
16 - ny Amerikanina atsimo, itambaran' ny firenena iraika ambin' ny folo:
17 Venezoela,
18 Kolombia,
19 Ekoatera,
20 Goy anina,
21 Brezila,
22 Peroa,
23 Bolivia,
24 Paragoay,
25 Orogoay,
26 Arzantina,
27 Sily
28
29 momba an' i Amerika na an' i Amerika na avy any Amerika: Anisan' ny be mponina indrindra eto an-tany ny ankabearan' ny tanàna amerikanina
[1.1]
|