Entrée amiba
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena [Rajemisa 1985]
   kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [SLP: Voambolana]
Traduction française   amibe [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Origine   Français: amibe.

Mis à jour le 2012/10/18