Entrée amoronana (forona)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Exemples Mieritreritra mafy aho amin' izany fomba amoronana tononkira izany. [2.332]
Morphologie 
Présent : amoronana, amoronako, amoronanao, amoronany, amoronantsika, amoronanay, amoronanareo, amoronan', amoronan-, amoronam-, amorona-
Passé : namoronana, namoronako, namoronanao, namoronany, namoronantsika, namoronanay, namoronanareo, namoronan', namoronan-, namoronam-, namorona-
Futur : hamoronana, hamoronako, hamoronanao, hamoronany, hamoronantsika, hamoronanay, hamoronanareo, hamoronan', hamoronan-, hamoronam-, hamorona-
Impératif : amorony
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/21