Entrée ampahefany > ampahefatra (efatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ ampahefany ] Ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10]
 [ ampahefatra ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1]
Explications en anglais [ ampahefany ] One fourth [1.2]
Explications en français [ ampahefany ] Un quart [1.3, 1.5]
 [ ampahefany ] Quartier [1.13]
Exemples 
1ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366]
2Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69]
3Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996]
4Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293]
5Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : ampefatra, ampahefany, ampahefatry, ampahefatr, ampahefa
Mots composés 
Analogues  ampahatelo ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato
Proverbes