Entrée ampanoa
Partie du discours nom
Définition malgache Ilay rafitra atao haingon' ny kibom-baravarana [Rajemisa 1985]
 takelaka hazo fanao kibon'ny fefimerana iray
¶ ampanoa mivohitra ivelany: takelaka mivohitra ila fanao kibo-na fefimerana
¶ ampanoa mivohi-droa: takelaka hazo mivohitra andaniny roa fanao kibo-na fefimerana [SLP 1986]
Définition française en panneau
¶ ampanoa mivohitra ivelany: panneau à table saillante
¶ ampanoa mivohi-droa: panneau à plate bande [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: en panneau.

2012/10/20