|
|
|
|

Entrée1  amparina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  ampatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io
Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony
Explications en anglais  9  [1.2] to be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death.
Exemples  10  [2.587#] Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo.
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot amparina

Anagrammes  12  ampairan, am-parany, amparina, iamparan, mari-pana, mpiarana, nampaira, niampara, panamari, rampaina

Mis à jour le 2025/07/29