Entrée ampera
Partie du discours   nom
Définition malgache   ventin'ny vaikan-drianaratra
¶ ampera ara-kodina: venty amin'ny habe ara-aratra
¶ ampera ara-aratra: ventin'ny habetsahan'aratra [SLP: Voambolana]
Traduction française   ampère
¶ ampera ara-kodina: ampère-tour
¶ ampera ara-aratra: ampère heure [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/09/09