|
|
|
|

Entrée1  ampihimamba
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  fihina, mamba
Explications en malgache  4  [1.13] fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra
Explications en français  5  [1.13, 1.5#117] monopole
Exemples  6  [2.296#] nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty!
7  [4.27#] Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana.
Vocabulaire  8  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2025/07/29