Entrée ampinga
Partie du discours nom
Définition malgache Hazo boribory toy ny sahafa kely, nrafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a shield, a buckler. [Richardson 1885]
 a shield [Hallanger 1973]
Définition française bouclier [Hallanger 1974]
Définition malgache fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [SLP 1986]
Définition française rondelle [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

2017/06/29