Entrée ampitso
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tamin-na: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany
¶ Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany
¶ Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha, [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to-morrow. Same as rahampitso. [Richardson 1885]
   tomorrow, the morrow [Hallanger 1973]
Traduction française   demain, le lendemain [Hallanger 1974]
Dérivations  
Citations  

Mis à jour le 2011/12/04