Entrée ampofoina (ampofo (any, fofo))
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Apetraka eo ambony fe sy ranjo miforitra, eo anoloan' ny kibo sy ny tratra [1.1]
Explications en anglais To be nursed in the lap [1.2]
Explications en français Qu'on met sur les genoux, dans le giron [1.3]
Morphologie 
Présent : ampofoina, ampofoiko, ampofoinao, ampofoiny, ampofointsika, ampofoinay, ampofoinareo, ampofoin', ampofoin-, ampofoim-, ampofoi-
Passé : nampofoina, nampofoiko, nampofoinao, nampofoiny, nampofointsika, nampofoinay, nampofoinareo, nampofoin', nampofoin-, nampofoim-, nampofoi-
Futur : hampofoina, hampofoiko, hampofoinao, hampofoiny, hampofointsika, hampofoinay, hampofoinareo, hampofoin', hampofoin-, hampofoim-, hampofoi-
Impératif : ampofoy

Mis à jour le 2023/01/20