|
|
|
|

Entrée1  anamadinika
Mots élémentaires  2  anana, 3  madinika
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany) [1.1]
Explications en français  6  (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  7  Botanique: légume

Mis à jour le 2025/09/12