|
|
|
|

Entrée1  anamafaitra
Mots élémentaires  2 anana, 3 mafaitra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1]
Explications en anglais  6 An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2]
Exemples  7  Fady ny Rafantaka:ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka faavela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an-tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ;ny anandrambo. [2.48]
Vocabulaire  8  Botanique: herbe
Citations  9  Textes citant ce mot

Mis à jour le 2025/11/17