| Entrée | 1 anapariahana |
| Radical | 2 pariaka |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 [1.3#479] |
| Exemples |
6 Inona no ezaka atao hanapariahana an’izany?
[4.27]
7 Koa rehefa tonga eo, dia tsy maintsy anapariahana fotsimbary ny Hazo ho Jiro: atao tototra ny olona rehetra. [2.245#] 8 Ny fahefana itsinjaram-pahefana dia ahitana fahefana anapariahana ny fitondran-draharaham-panjakana mifanandrify amin' izany. [4.27#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|