Entrée an' arivo (any, arivo)
Partie du discours   expression
Définition malgache   tsy hita isa, tsy tambo isaina [Rajemisa 1985]

Entrée anarivo
Partie du discours   nom
Définition malgache   tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [SLP: Voambolana]
Traduction française   chiffre des mille [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Analogie   alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

Mis à jour le 2013/10/21