Entrée andakira (any, lakira)
Partie du discours   expression
Définition malgache   any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka, tsy hita avanavana [Ravelojaona: Firaketana]
   [ an-dakira ] any lavitra dia lavitra, tsy hita popòk [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   something very far away [Richardson 1885]
Traduction française   très loin [Rajaonarimanana 1995]

Mis à jour le 2015/09/18