Entrée andalovana (lalo)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Exemples Faly izahay ny asabotsy fa mandeha manasa lamba any Ikopa ka afaka mividy mangahazo masaka tao Ambanidia izay andalovana. [2.356]
Morphologie 
Présent : andalovana, andalovako, andalovanao, andalovany, andalovantsika, andalovanay, andalovanareo, andalovan', andalovan-, andalovam-, andalova-
Passé : nandalovana, nandalovako, nandalovanao, nandalovany, nandalovantsika, nandalovanay, nandalovanareo, nandalovan', nandalovan-, nandalovam-, nandalova-
Futur : handalovana, handalovako, handalovanao, handalovany, handalovantsika, handalovanay, handalovanareo, handalovan', handalovan-, handalovam-, handalova-
Impératif : andalovy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/21