Entrée andraina (andra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Antenaina, jerena: Ny lanitra no andraina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise on high. [Richardson 1885]
Définition française ce qu'on regarde en levant les yeux [Abinal 1888]
Morphologie 
andraina
andraiko
andrainao
andrainy
andraintsika
andrainay
andrainareo
andrain'
andrain-
andraim-
andrai-
nandraina
nandraiko
nandrainao
nandrainy
nandraintsika
nandrainay
nandrainareo
nandrain'
nandrain-
nandraim-
nandrai-
handraina
handraiko
handrainao
handrainy
handraintsika
handrainay
handrainareo
handrain'
handrain-
handraim-
handrai-
andrao
Citations 

Entrée Andraina
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Mots composés, titres, noms 

2015/12/09