Entrée andrarana (rara)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Fahiny dia ny fandikana ny fadin' ody aman-tsampy no natao hoe "ota" : nihinana tamin' ny zavatra andrarana, niasa tamin' ny andro tsy fiasana, sns. [2.285]
2ao no anambaran'ny vehivavy ny fahoriany sy amalian' ny zatovo na tanora an-kolaka ny fifehezan'ny lehibe azy, toy ny fisotroana toaka izay andrarana azy foana. [2.606]
Morphologie 
Présent : andrarana, andrarako, andraranao, andrarany, andrarantsika, andraranay, andraranareo, andraran', andraran-, andraram-, andrara-
Passé : nandrarana, nandrarako, nandraranao, nandrarany, nandrarantsika, nandraranay, nandraranareo, nandraran', nandraran-, nandraram-, nandrara-
Futur : handrarana, handrarako, handraranao, handrarany, handrarantsika, handraranay, handraranareo, handraran', handraran-, handraram-, handrara-
Impératif : andrarao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20