Entrée andravana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin' ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon' ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina, [Rajemisa 1985]
   hira fanao raha miandry faty [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Traduction anglaise   singing or other diversions connected with funerals; playing without any thought. [Richardson 1885]
Dérivations  

Entrée andravana (rava)
Partie du discours   verbe relatif
Morphologie  
andravana
andravako
andravanao
andravany
andravantsika
andravanay
andravanareo
andravan'
andravan-
andravam-
andrava-
nandravana
nandravako
nandravanao
nandravany
nandravantsika
nandravanay
nandravanareo
nandravan'
nandravan-
nandravam-
nandrava-
handravana
handravako
handravanao
handravany
handravantsika
handravanay
handravanareo
handravan'
handravan-
handravam-
handrava-

Mis à jour le 2010/05/14