|
|
|
|

Entrée (1/2)1  andriambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  hazo avo manohana ny lohatrano [Betsimisaraka] [1.78]
4  andry roa lehibe manohana ny tafon-trano [Sihanaka] [1.78]
5  andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry [Tanala] [1.78]

Entrée (2/2)6  andriambo
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  andry [Bara] [1.78]

Anagrammes  9 andramboy, 10 andriambo, 11 andrimbao, 12 mandrabio

Mis à jour le 2025/09/12