Entrée Andriampenitra (andry, fenitra)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island. [Richardson 1885]
Définition française nom d'une caste [Abinal 1888]

2019/01/20