Entrée Andriantsimitoviaminandriandehibe (andriana, tsy, tovy, lehibe)
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Allégation   Mot ou expression vu dans: tranofitomiandalana
Exemples  
1Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe. [Randriamamonjy: Tantara, page 349]
2Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [Fagereng: Tantara, page 28]
3Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [Callet: Tantara, page 284]

Mis à jour le 2016/04/18