Entrée andrindrinan-trano
Partie du discours   expression
Définition malgache   Anarana entina milaza olona ahiahina ho mpangalatra ka mandrindrin-trano daholo ny olona rehefa mandalo izy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/12/09