Entrée andro hafa (andro, hafa)
Partie du discours   expression
Définition malgache   rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/10/06