Entrée anganongano (angano)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra mahafinaritra foronin' ny haitraitra sy aingitraingitra [Rajemisa 1985]
Traduction française plaisanterie, facétie, superfétation [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée anganongano (angano)
Partie du discours adjectif
Traduction anglaise  [Provincial] amusing, droll, facetious [Richardson 1885]
Traduction française plaisant [Abinal 1888]
Exemples 
1Koa matetika dia tantara somary anganongano ihany no fantatra momba ny Vazimba [Randriamamonjy: Tantara]
2Tsy anganongano na antom-pihomehezana intsony izao ny hafatr' Andriamanitra teo imason' ireo olona nanao tsinontsinona izany [White: Patriarka]

Mis à jour le 2021/04/22