| Entrée (1/2) | 1 angata | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fahalovan' ny nify, izay mazàna hita amin' ny ankizy: Nify lanin' ny angata [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Santé | 
| Entrée (2/2) | 5 angata | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [Sakalava]
 [1.1] | 
| Autres orthographes | 8 angaty | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |