Entrée ange
Partie du discours   particule [liste]
Définition malgache   kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha! Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [Ravelojaona: Firaketana]
   Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amimpiangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e!
¶ Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   used to soften commands: Jereo ange (Look) [Hallanger 1973]
Définition française   qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [Hallanger 1974]
Autres orthographes  
Mots composés, titres, noms  

Entrée ange
Partie du discours   nom
Définition française   anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina)
¶ olona madio fo, olona lavorary [Malzac 1893]
   anjely
¶ olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [Sims 1969]
Vocabulaire  
Analogie   être aux anges

2017/12/07