Entrée angley
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Angley
¶ Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny angley [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   Englishman, Englishwoman
¶ English [3.1]
Traduction française   anglais, anglaise [3.1]
Vocabulaire  
Origine   Français: anglais.
Synonymes   anglisy
Analogie   Angletera ~ Englanda

Mis à jour le 2012/12/26