Entrée anidiana (hidy)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples Ny lehilahy mitehin-dongoza, ny zaza aman-behivavy mandeha irery, ny omby mandry an-tsaha, ny moka no anidiana ny varavarana, tsy misy ala mireotra, tsy misy voro-maneno [2.285]
Morphologie 
Présent : anidiana, anidiako, anidianao, anidiany, anidiantsika, anidianay, anidianareo, anidian', anidian-, anidiam-, anidia-
Passé : nanidiana, nanidiako, nanidianao, nanidiany, nanidiantsika, nanidianay, nanidianareo, nanidian', nanidian-, nanidiam-, nanidia-
Futur : hanidiana, hanidiako, hanidianao, hanidiany, hanidiantsika, hanidianay, hanidianareo, hanidian', hanidian-, hanidiam-, hanidia-
Impératif : anidio

Mis à jour le 2023/01/20